الفلق
The Daybreak • 5 ayahs • Meccan
بِسْمِ ٱللَّهِ ٱلرَّحْمَٰنِ ٱلرَّحِيمِ
1Lazao hoe : "Izaho dia mitady fiarovana avy amin'ny Tompon'ny maraina vao mangiran-dratsy,
2manoloana ny haratsiana ataon’ny zavatra nohariany
3sy ny kitroky ny aizina rehefa alina tanteraka ny andro
4Hanohitra ny haratsian'ireo mpamosavy, mpitsoka amin'ny vona Izy,
5sy ny haratsian’ireo mpialona rehefa velom-pialonana