الناس
Mankind • 6 ayahs • Meccan
بِسْمِ ٱللَّهِ ٱلرَّحْمَٰنِ ٱلرَّحِيمِ
1Lazao hoe : "mitady fiarovana avy amin'ny Tompon'ny olombelona aho.
2Ilay mpanjakan'ny olombelona.
3Andriamanitry ny olombelona.
4manoloana ny ratsy ataon’ny mpibitsibitsika miafina
5izay maka fanahy ny fon’olombelona,
6Na avy amin'ny jiny (Angatra / Matoatoa) izany na avy amin'ny olombelona izy ireny."