النصر
The Divine Support • 3 ayahs • Medinan
بِسْمِ ٱللَّهِ ٱلرَّحْمَٰنِ ٱلرَّحِيمِ
1Rehefa tonga ny famonjen'I Allah sy ny fandresena.
2Ary hahita andian'olona maro hanaraka ny finoan'I Allah ianao.
3Dia hankalazao ny voninahitry ny Tomponao ary mibebaha Aminy, fa Izy no ilay feno famelan-keloka.