Al-Kawthar

الكوثر

The Abundance3 ayahsMeccan

بِسْمِ ٱللَّهِ ٱلرَّحْمَٰنِ ٱلرَّحِيمِ

إِنَّآ أَعۡطَيۡنَٰكَ ٱلۡكَوۡثَرَ﴿١

1Tena marina tokoa fa nomeko anao ny fahasoavana sesehena.

فَصَلِّ لِرَبِّكَ وَٱنۡحَرۡ﴿٢

2Koa mivavaha amin'ny Tomponao ary manolora sorona ho Azy.

إِنَّ شَانِئَكَ هُوَ ٱلۡأَبۡتَرُ﴿٣

3Fa izay mankahala anao, dia izy no ho lany tamingana tsy hanan-taranaka .

RELATED SURAHS