Al-Ma'un

الماعون

The Small Kindnesses7 ayahsMeccan

بِسْمِ ٱللَّهِ ٱلرَّحْمَٰنِ ٱلرَّحِيمِ

أَرَءَيۡتَ ٱلَّذِي يُكَذِّبُ بِٱلدِّينِ﴿١

1Moa hitanao va ny olona mampandainga ny Andro farany ?

فَذَٰلِكَ ٱلَّذِي يَدُعُّ ٱلۡيَتِيمَ﴿٢

2Izany dia ireo izay manosi-bohon-tanana ny kamboty.

وَلَا يَحُضُّ عَلَىٰ طَعَامِ ٱلۡمِسۡكِينِ﴿٣

3Ary tsy mampirisika mihitsy amin'ny fampihinanana ny mahantra.

فَوَيۡلٞ لِّلۡمُصَلِّينَ﴿٤

4Koa loza ho an'ireo mpivavaka.

ٱلَّذِينَ هُمۡ عَن صَلَاتِهِمۡ سَاهُونَ﴿٥

5Izay manao an-tsirambina ny fivavahan'izy ireo.

ٱلَّذِينَ هُمۡ يُرَآءُونَ﴿٦

6Sy ireo feno fisehosehoana.

وَيَمۡنَعُونَ ٱلۡمَاعُونَ﴿٧

7ary manakana ny fanampiana (ho an’izay mila izany)

RELATED SURAHS