Al-Qari'ah

القارعة

The Striking Calamity11 ayahsMeccan

بِسْمِ ٱللَّهِ ٱلرَّحْمَٰنِ ٱلرَّحِيمِ

ٱلۡقَارِعَةُ﴿١

1Ilay mikotrokotroka !

مَا ٱلۡقَارِعَةُ﴿٢

2Inona moa ilay mikotrokotroka ?

وَمَآ أَدۡرَىٰكَ مَا ٱلۡقَارِعَةُ﴿٣

3Moa fantatrao va ilay mikotrokotroka ?

يَوۡمَ يَكُونُ ٱلنَّاسُ كَٱلۡفَرَاشِ ٱلۡمَبۡثُوثِ﴿٤

4Dia ilay andro hahatonga ny olona ho toin'ny lolo mielim-patrana.

وَتَكُونُ ٱلۡجِبَالُ كَٱلۡعِهۡنِ ٱلۡمَنفُوشِ﴿٥

5Sy ireo tendrombohitra ho toy ny volon'ondry voahety.

فَأَمَّا مَن ثَقُلَتۡ مَوَٰزِينُهُۥ﴿٦

6Ka ho an'izay mavesa-danja ny asa soa vitany.

فَهُوَ فِي عِيشَةٖ رَّاضِيَةٖ﴿٧

7Dia ho ao anatin'ny fiainam-pahasambarana feno fankasitrahana izy ireo !

وَأَمَّا مَنۡ خَفَّتۡ مَوَٰزِينُهُۥ﴿٨

8Fa ho an'izay maivan-danja kosa ny asa soa vitany.

فَأُمُّهُۥ هَاوِيَةٞ﴿٩

9Ny lavaka mangitsongitsoka no fonenan'izy ireo.

وَمَآ أَدۡرَىٰكَ مَا هِيَهۡ﴿١٠

10Moa va fantatrao izany lavaka mangitsokitsoka izany ?

نَارٌ حَامِيَةُۢ﴿١١

11Afo mivaivay izay tsy izy.

RELATED SURAHS