القدر
The Power • 5 ayahs • Meccan
بِسْمِ ٱللَّهِ ٱلرَّحْمَٰنِ ٱلرَّحِيمِ
1Tena marina fa nampidiniko tamin'ny alin'ny lahatra tokoa ny Kor'any.
2Moa fantatrao va inona izany alin'ny lahatra izany ?
3Ny alin'ny lahatra dia tsara lavitra mihoatra ny arivo volana.
4Alina izay hidinan'ireo anjely sy ny fanahy nohon'ny alàlana avy amin'ny Tompon'izy ireo ho fanatanterahana ny baiko rehetra.
5Ary alina feno fiadanana izany mandra-pahatongavan'ny maraina vao mangiran-dratsy.