Al-'Asr

العصر

The Declining Day3 ayahsMeccan

بِسْمِ ٱللَّهِ ٱلرَّحْمَٰنِ ٱلرَّحِيمِ

وَٱلۡعَصۡرِ﴿١

1Mianiana Aho amin'ny fotoana.

إِنَّ ٱلۡإِنسَٰنَ لَفِي خُسۡرٍ﴿٢

2Fa tena marina, ny olombelona dia ao anatin'ny fahaverezana.

إِلَّا ٱلَّذِينَ ءَامَنُواْ وَعَمِلُواْ ٱلصَّٰلِحَٰتِ وَتَوَاصَوۡاْ بِٱلۡحَقِّ وَتَوَاصَوۡاْ بِٱلصَّبۡرِ﴿٣

3Afa-tsy ireo izay nino sy nanao ny asa soa ary nifanananatra ny amin'ny fahamariana, sy nifananatra ihany koa tamim-paharetana.

RELATED SURAHS